Matthew 26:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny Mpisoronabe ka niteny tamin’i Jesosy hoe: Tsy manana havaly va Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ilay lehiben’ny mpisorona, ka nanao taminy hoe: «Nahoana no tsy valianao izany fiampangan’ireo Anao izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana ny mpisorombe ary niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy mamaly na inona na inona ve Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan'ireto Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny Mpisoronabe ka niteny tamin’i Jesosy hoe: Tsy manana havaly va Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?
malagasy
Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan'ireto Anao?