Matthew 26:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nangina Jesosy. Dia hoy ny Mpisoronabe Taminy: Ampianianiko amin’Andriamanitra velona Ianao hilaza aminay, raha Ianao no Kristy, Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy niteny i Jesoa. Ary hoy ilay lehiben’ny mpisorona taminy: «Mandidy Anao amin’ny Anaran’Andriamanitra velona aho, hilaza aminay raha Ianao no Kristy Zanak’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nangina i Jesoa. Dia hoy ny mpisorombe taminy: –Mandidy Anao aho, amin’ny anaran’ilay Andriamanitra velona, mba hilaza aminay raha Ianao no ilay Mesia, ilay Zanak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin'Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nangina Jesosy. Dia hoy ny Mpisoronabe Taminy: Ampianianiko amin’Andriamanitra velona Ianao hilaza aminay, raha Ianao no Kristy*, Zanak’Andriamanitra.
malagasy
Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin'Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra.