Matthew 26:66 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ny hevitrareo? Ary namaly izy ireo hoe: Mendrika hohelohina ho faty Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ahoana no hevitrareo?» Ary ireo namaly ka nanao hoe: «Mendrika ho faty Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ahoana no hevitrareo? Dia hoy ireo: –Mendrika Azy ny ho faty!
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hevitrareo? Ary ireo namaly ka nanao hoe: Miendrika hohelohina ho faty Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ny hevitrareo? Ary namaly izy ireo hoe: Mendrika hohelohina ho faty Izy.
malagasy
Ahoana no hevitrareo? Ary ireo namaly ka nanao hoe: Miendrika hohelohina ho faty Izy.