Matthew 26:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandrora ny tavany sy nanisy totohondry Azy izy ireo, ary ny sasany dia namely tehamaina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nororany ny tavany ka nasiany totohondry Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nandrora ny tavan’i Jesoa ry zareo ary namely totohondry Azy; ny sasany kosa namely tehamaina Azy
Malagasy Bible 1865
Dia nororany ny tavany, ka nasiany totohondry Izy; ary ny sasany namely tahamaina Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandrora ny tavany sy nanisy totohondry Azy izy ireo, ary ny sasany dia namely tehamaina
malagasy
Dia nororany ny tavany, ka nasiany totohondry Izy; ary ny sasany namely tahamaina Azy.