Matthew 26:68 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niteny hoe: Maminania aminay, ry Kristy, iza no namely Anao teo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny sasany sady namely tehamaina Azy no nanao hoe: «Vinanio, ry Kristy, iza no namely Anao?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: –Vinanio, ry Mesia, lazao izay namely Anao!
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Maminania aminay, ry Kristy, iza no namely Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niteny hoe: Maminania aminay, ry Kristy, iza no namely Anao teo?
malagasy
ka nanao hoe: Maminania aminay, ry Kristy, iza no namely Anao?