Matthew 26:69 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Petera dia nipetraka teo ivelany, teo an-kianja; nanatona azy ny ankizivavy iray ka niteny hoe: Ianao koa dia niaraka tamin’i Jesosy, ilay Galiliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany i Piera nipetraka teo alatrano, ary nisy ankizivavy anankiray nanatona azy ka nanao taminy hoe: «Ianao koa naman’i Jesoa Galileanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka teo ivelany tao an-tokotany i Petera. Dia nisy vehivavy mpiasa anankiray nanatona an’i Petera ka niteny taminy hoe: –Ianao koa niaraka tamin’i Jesoa, Ilay avy any Galilea.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nipetraka teo ivelany, teo an-kianja, dia nanatona azy ny ankizivavy anankiray ka nanao hoe: Hianao koa nomba an'i Jesosy, ilay Galiliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Petera dia nipetraka teo ivelany, teo an-kianja; nanatona azy ny ankizivavy iray ka niteny hoe: Ianao koa dia niaraka tamin’i Jesosy, ilay Galiliana.
malagasy
Ary Petera nipetraka teo ivelany, teo an-kianja, dia nanatona azy ny ankizivavy anankiray ka nanao hoe: Hianao koa nomba an'i Jesosy, ilay Galiliana.