Matthew 26:70 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nandà teo anatrehan’izy rehetra izy ka niteny hoe: Tsy fantatro izay lazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nolaviny teo anatrehan’izy rehetra izany ka hoy izy: «Tsy fantatro izay lazainao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandà teo anatrehan’izy rehetra i Petera ka nanao hoe: –Tsy fantatro izay lazainao!
Malagasy Bible 1865
Fa izy nandà teo anatrehan'izy rehetra ka nanao hoe: Tsy azoko izay lazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nandà teo anatrehan’izy rehetra izy ka niteny hoe: Tsy fantatro izay lazainao.
malagasy
Fa izy nandà teo anatrehan'izy rehetra ka nanao hoe: Tsy azoko izay lazainao.