Matthew 26:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony niala ho eo am-bavahady izy dia nahita azy koa ny ankizivavy iray hafa ka nilaza tamin’izay teo hoe: Ity koa niaraka tamin’ilay Jesosy avy any Nazareta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo am-bavahady izy, ndeha hitsoaka, fa hitan’ny ankizy vavy anankiray hafa koa, ka nolazainy tamin’ny olona teo hoe: «Ity koa naman’i Jesoa Nazareanina»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nankeo am-bavahady i Petera; kanjo nisy vehivavy mpiasa anankiray hafa nahatazana azy ary niteny tamin’izay teo hoe: –Io rangahy io koa niaraka tamin’i Jesoa, Ilay avy any Nazareta.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin'izay teo hoe: Ity koa nomba an'i Jesosy avy any Nazareta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony niala ho eo am-bavahady izy dia nahita azy koa ny ankizivavy iray hafa ka nilaza tamin’izay teo hoe: Ity koa niaraka tamin’ilay Jesosy avy any Nazareta.
malagasy
Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin'izay teo hoe: Ity koa nomba an'i Jesosy avy any Nazareta.