Matthew 26:72 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandà indray tamin’ny fianianana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nandà fanindroany indray izy sady nianiana nanao hoe: «Tsy fantatro izany lehilahy izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandà indray i Petera ka nanao hoe: –Mianiana aho fa tsy fantatro izany Lehilahy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandà indray tamin'ny fianianana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandà indray tamin’ny fianianana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany.
malagasy
Ary nandà indray tamin'ny fianianana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany.