Matthew 26:73 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka kelikely, nanatona ireo izay nijanona teo ka nilaza tamin’i Petera hoe: Marina tokoa fa naman’ireny ianao; fa ny fiteninao no miampanga anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka kelikely dia nohatonin’ny olona teo i Piera, ka nilazany hoe: «Marina tokoa raha tsy namany ianao, fa na ny fiteninao aza dia ampy hahalalana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka kelikely, dia nanatona an’i Petera ny olona teo ka nanao taminy hoe: –Tena anisan’ireny tokoa ianao, sady ny fiteninao rahateo mampiharihary izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka kelikely, dia nanatona izay nijanona teo ka nanao tamin'i Petera hoe: Marina tokoa fa naman'ireny ianao; fa ny fiteninao miampanga anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka kelikely, nanatona ireo izay nijanona teo ka nilaza tamin’i Petera hoe: Marina tokoa fa naman’ireny ianao; fa ny fiteninao no miampanga anao.
malagasy
Ary nony afaka kelikely, dia nanatona izay nijanona teo ka nanao tamin'i Petera hoe: Marina tokoa fa naman'ireny ianao; fa ny fiteninao miampanga anao.