Matthew 26:74 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay dia sady niozona izy no nianiana fa tsy fantany izany lehilahy izany. Niaraka tamin’izay naneno ny akoho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary sady niozona sy nianiana i Petera no nanao hoe: –Tsy fantatro izany Lehilahy izany. Niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno;
Malagasy Bible 1865
Dia vao niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
malagasy
Dia vao niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno.Ary Petera nahatsiaro ny tenin'i Jesosy, izay nolazainy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno, dia handà Ahy intelo ianao. Ary rehefa nivoaka teny ivelany izy, dia nitomany fatratra.