Matthew 26:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita izany ny mpianatra dia tezitra ka niteny hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra ny mpianany nony nahita izany ka nanao hoe: «Nahoana re iny no lanìna foana toy izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra ireo mpianatra nony nahita izany ka nanao hoe: –Nahoana re iny no dia lanîna foana tahaka izao?
Malagasy Bible 1865
Fa nony nahita izany ny mpianatra, dia tezitra ka nanao hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita izany ny mpianatra dia tezitra ka niteny hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana izao?
malagasy
Fa nony nahita izany ny mpianatra, dia tezitra ka nanao hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana izao?