Matthew 27:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina ny andro dia nikaon-doha ny lehiben’ny mpisorona rehetra sy ny loholona hiampanga an’i Jesosy mba hamonoany Azy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony maraina ny andro dia niara-nihevitra izay hahafaty an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny loholona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha avokoa ny lohandoha-mpisorona sy ny loholon ’ny vahoaka jiosy hamelezana an’i Jesoa, mba hampanamelohana Azy ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina ny andro, ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny loholona dia niara-nihevitra hiampanga an'i Jesosy mba hamonoany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina ny andro dia nikaon-doha ny lehiben’ny mpisorona rehetra sy ny loholona hiampanga an’i Jesosy mba hamonoany Azy ho faty.
malagasy
Ary nony maraina ny andro, ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny loholona dia niara-nihevitra hiampanga an'i Jesosy mba hamonoany Azy.