Matthew 27:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; dia nanontany Azy ny governora hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Hoy Jesosy: Voalazanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga teo anatrehan’ny governora i Jesoa ka nanontanian’ny governora hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» «Voalazanao,» hoy i Jesoa taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesoa ary nanontany Azy ny governora nanao hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia hoy i Jesoa: –Anao izany teny izany!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan'ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; dia nanontany Azy ny governora hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Hoy Jesosy: Voalazanao.
malagasy
Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan'ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.