Matthew 27:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona Izy dia tsy namaly akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fiampangana nataon’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona Azy no tsy novaliany kely akory,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha niampanga Azy ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona, dia tsy novalian’i Jesoa akory.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nampangain'ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona Izy dia tsy namaly akory.
malagasy
Ary raha nampangain'ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.