Matthew 27:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Pilato Taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangan’ireo Anao izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Pilaty taminy: «Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Pilato dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy renao ve izany zavatra maro iampangany Anao izany?
Malagasy Bible 1865
dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Pilato Taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangan’ireo Anao izany?
malagasy
dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?