Matthew 27:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ny governora ny manafaka mpifatotra iray ho an’ny vahoaka, araka izay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary isaky ny fetin’ny Paka dia fanaon’ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray tian’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary fanaon’ny governora isaky ny fankalazana ny Paska ny mandefa mpigadra anankiray, dia izay tian’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon'ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an'ny vahoaka, araka izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ny governora ny manafaka mpifatotra iray ho an’ny vahoaka, araka izay tiany.
malagasy
Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon'ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an'ny vahoaka, araka izay tiany.