Matthew 27:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nony tafangona teo ny olona dia hoy i Pilato: Iza moa no tianareo hafahako ho anareo, i Barabasy sa Jesosy izay lazaina hoe Kristy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa nivory ny vahoaka, dia hoy i Pilaty taminy: «Iza no tianareo halefako ho anareo, i Barabasy sa i Jesoa Izay atao hoe Kristy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa dia ny vahoaka tafavory no nitenenan’i Pilato hoe: –Iza no tianareo halefako ho anareo, i [Jesoa] Barabasy sa i Jesoa ilay atao hoe Kristy?
Malagasy Bible 1865
Koa nony tafangona teo ny olona, dia hoy Pilato taminy: Iza moa no tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy, Izay atao hoe Kristy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nony tafangona teo ny olona dia hoy i Pilato: Iza moa no tianareo hafahako ho anareo, i Barabasy sa Jesosy izay lazaina hoe Kristy*?
malagasy
Koa nony tafangona teo ny olona, dia hoy Pilato taminy: Iza moa no tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy, Izay atao hoe Kristy?