Matthew 27:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantany fa fialonana no nanoloran’izy ireo an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Pilato fa fialonana no nanoloran-dry zareo an’i Jesoa, ilay atao hoe Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa fantany fa fialonana no nanoloran'ireo Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo Azy.
malagasy
Fa fantany fa fialonana no nanoloran'ireo Azy.