Matthew 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nafatony Izy dia noentiny ka natolony an’i Pilato governora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa nafatony Izy dia nentiny ka natolony an’i Pôntsy Pilaty governora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampamatotra Azy ry zareo sy nitondra Azy ary nanolotra Azy an’i Pilato governora rômanina.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nafatony Izy, dia nentiny ka natolony an'i Pilato governora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nafatony Izy dia noentiny ka natolony an’i Pilato governora.
malagasy
Ary rehefa nafatony Izy, dia nentiny ka natolony an'i Pilato governora.