Matthew 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona anefa dia nitaona ny vahoaka mba hangataka an’i Barabasy ka hampamono an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona nahatarika ny vahoaka hangataka an’i Barabasy sy hampamono an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona kosa dia nitaona ny vahoaka mba hitaky ny handefasana an’i Barabasy ary ny hamonoana an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny loholona nitaona ny vahoaka mba hangataka an'i Barabasy ary hamono an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona anefa dia nitaona ny vahoaka mba hangataka an’i Barabasy ka hampamono an’i Jesosy.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny loholona nitaona ny vahoaka mba hangataka an'i Barabasy ary hamono an'i Jesosy.