Matthew 27:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy rehetra hoe: Aoka hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka hofantsihana amin’ny Hazofijaliana Izy,» hoy izy rehetra. «Fa inona àry no ratsy nataony e?» hoy ny governora. Dia vao mainka nihorakoraka izy nanao hoe; «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny governora: –Fa inona ary no ratsy nataony? Kanjo vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Aoka Izy hohomboana amin’ny hazofijaliana!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Aoka hohomboana amin'ny hazo fijaliana Izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy rehetra hoe: Aoka hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy!
malagasy
Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Aoka hohomboana amin'ny hazo fijaliana Izy!