Matthew 27:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny olona rehetra hoe: Aoka ny rany ho aminay sy ny zanakay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny vahoaka rehetra nanao hoe: «Aoka ho aminay sy amin’ny zanakay ny Rany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia izao no navalin’ny vahoaka rehetra: –Aoka ho zakainay sy ny taranakay ny fahafatesany!
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra dia namaly ka nanao hoe: Aoka ny ràny ho aminay mbamin'ny zanakay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny olona rehetra hoe: Aoka ny rany ho aminay sy ny zanakay.
malagasy
Ary ny olona rehetra dia namaly ka nanao hoe: Aoka ny ràny ho aminay mbamin'ny zanakay.