Matthew 27:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanafaka an’i Barabasy ho an’ny olona izy; fa Jesosy kosa dia nasainy nokaravasina ary natolony mba hohomboina amin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nalefany i Barabasy, ary i Jesoa nony efa nasainy nokapohina dia natolony azy hofantsihana amin’ny Hazofijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nalefan’i Pilato ho azy ireo i Barabasy; fa i Jesoa kosa nasain’i Pilato nokapohina ary natolony mba hohomboana amin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nandefa an'i Barabasy ho an'ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanafaka an’i Barabasy ho an’ny olona izy; fa Jesosy kosa dia nasainy nokaravasina ary natolony mba hohomboina amin’ny hazofijaliana.
malagasy
Ary dia nandefa an'i Barabasy ho an'ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin'ny hazo fijaliana.[Gr. dia nokapohiny; ny teny Grika milaza ny nokapohina tamin'ny fikapohana hoditra lehibe nisy varahina]