Matthew 27:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Jodasy ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Izy, dia nanenina ka namerina ny farantsa kely telopolo tamin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jodasy, ilay nanolotra an’i Jesoa, dia nahita fa voaheloka ho faty i Jesoa. Ary nanenina i Jodasy ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona
Malagasy Bible 1865
Ary Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekely volafotsy telo-polo tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona
malagasy
Ary Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekely volafotsy telo-polo tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona