Matthew 27:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nororany Izy, ary nalainy ny volotara ka nokapohiny ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nororany Izy, ary nalainy ny volotara ka nikapohany ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nororan-dry zareo Izy ary nalainy ilay volotara ka nikapohany ny lohany.
Malagasy Bible 1865
Dia nororany Izy, ary nalainy ny volotara ka nokapohiny ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nororany Izy, ary nalainy ny volotara ka nokapohiny ny lohany.
malagasy
Dia nororany Izy, ary nalainy ny volotara ka nokapohiny ny lohany.