Matthew 27:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa naneso Azy avy izy ireo dia nanala ilay lamba jaky Taminy ka nampiakanjo Azy indray, ary noentiny mba hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nolalaoviny toy izany Izy, dia noesoriny ilay kapaoty ka nampitafîny Azy indray ny fitafiany, ary nentiny hofantsihana amin’ny Hazofijaliana Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy naneso Azy toy izany ireo miaramila, dia nesorin’ireo ny akanjobe teny aminy ka nampanaoviny Azy indray ny fitafiany; ary dia nentiny Izy hohomboana amin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa naneso Azy izy, dia nanala ilay lamba taminy, ka nampitafiny Azy indray ny fitafiany, ary dia nentiny Izy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa naneso Azy avy izy ireo dia nanala ilay lamba jaky Taminy ka nampiakanjo Azy indray, ary noentiny mba hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy.
malagasy
Ary rehefa naneso Azy izy, dia nanala ilay lamba taminy, ka nampitafiny Azy indray ny fitafiany, ary dia nentiny Izy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana.