Matthew 27:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nandeha izy ireo dia nahita lehilahy kireniana iray, Simona no anarany, izy io no notereny hitondra ny hazofijalian’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafavoaka ny tanàna, dia nifanena tamin’ny lehilahy Sireneanina anankiray atao hoe Simôna izy ireo, ka notereny io hilanja ny Hazofijalian’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tafavoaka ny tanàna ireo miaramila, dia tojo lehilahy sireneanina atao hoe Simôna, ka nanery azy hitondra ny hazofijalian’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha izy, dia nahita lehilahy Kyreniana anankiray, atao hoe Simona, ka izy notereny hitondra ny hazo fijalian'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nandeha izy ireo dia nahita lehilahy kireniana iray, Simona no anarany, izy io no notereny hitondra ny hazofijalian’i Jesosy.
malagasy
Ary raha nandeha izy, dia nahita lehilahy Kyreniana anankiray, atao hoe Simona, ka izy notereny hitondra ny hazo fijalian'i Jesosy.