Matthew 27:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana antsoina hoe Golgota, izany hoe Ikarandoha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga teo amin’ny tany atao hoe Golgotà izany hoe tanin’ny karan-doha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà (izay midika hoe Ikarandoha),
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Golgota izy, izany hoe Ikarandoha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana antsoina hoe Golgota, izany hoe Ikarandoha,
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Golgota izy, izany hoe Ikarandoha,