Matthew 27:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nomeny divay miharo ranon’afero Izy hosotroiny; nefa nony nanandrana izany Izy dia tsy nety nisotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; fa nony nandramany dia tsy nety nisotro Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nomen-dry zareo divay miharo zava-mangidy i Jesoa hosotroiny; fa nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro.
Malagasy Bible 1865
dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nomeny divay miharo ranon’afero Izy hosotroiny; nefa nony nanandrana izany Izy dia tsy nety nisotro.
malagasy
dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro.