Matthew 27:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa voahombony tamin’ny hazofijaliana Izy dia nataony antsapaka no fizara ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa voafantsika tamin’ny Hazofijaliana Izy, dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany, mba ho tanteraka ny teny nolazain’ny mpaminany hoe: «Nozarainy ny fitafiako, ary nilokany ny akanjoko»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohomboan’ny miaramila tamin’ny hazofijaliana Izy, ary nanaovany loka no fizara ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voahombony tamin'ny hazo fijaliana Izy, dia nanaovany loka no fizàrany ny fitafiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa voahombony tamin’ny hazofijaliana Izy dia nataony antsapaka no fizara ny fitafiany.
malagasy
Ary rehefa voahombony tamin'ny hazo fijaliana Izy, dia nanaovany loka no fizàrany ny fitafiany.