Matthew 27:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary napetany teo ambonin’ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy hoe: ity no jesosy, mpanjakan’ny jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambonin’ny lohany dia nasiany soratra milaza ny nanamelohana Azy manao hoe: «ITY NO JESOA MPANJAKAN’NY JODY.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo ambonin’ny lohan’i Jesoa dia nasiany soratra milaza ny nanamelohana Azy hoe: «Ity no Jesoa, ilay Mpanjakan’ny Jiosy.»
Malagasy Bible 1865
Ary napetany teo ambonin'ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy, dia izao: Ity no Jesosy, Mpanjakan'ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary napetany teo ambonin’ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy hoe: ity no jesosy, mpanjakan’ny jiosy.
malagasy
Ary napetany teo ambonin'ny lohany ny soratra milaza ny nanamelohana Azy, dia izao: Ity no Jesosy, Mpanjakan'ny Jiosy.