Matthew 27:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy sady nihifikifi-doha
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay nandalo dia nihifikifi-doha nanevateva Azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpandalo kosa dia nanevateva an’i Jesoa sady nihifikifi-doha
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy, sady nihifikifi-doha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy sady nihifikifi-doha
malagasy
Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy, sady nihifikifi-doha[Gr. nanao blasfemia; izahao 9. 3]