Matthew 27:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naneso toy izany koa ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny mpanoradalàna sy ny loholona ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona dia naneso Azy koa nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naneso an’i Jesoa toy izany koa ny lohandoha-mpisorona mbamin’ny mpahay lalàna sy ny loholona ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary dia naneso toy izany koa ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sy ny loholona ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naneso toy izany koa ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny mpanoradalàna* sy ny loholona ka niteny hoe:
malagasy
Ary dia naneso toy izany koa ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sy ny loholona ka nanao hoe: