Matthew 27:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novonjeny ny sasany fa ny tenany dia tsy hainy vonjena. Mpanjakan’ny Israely Izy! Aoka hidina hiala amin’ny hazofijaliana Izy ankehitriny dia hino Azy izahay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny sasany novonjeny, fa ny Tenany kosa tsy hainy vonjena; raha mpanjakan’i Israely Izy, aoka hidina hiala amin’ny Hazofijaliana ankehitriny, dia hino Azy isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan’i Israely hono Izy, koa ankehitriny aoka hidina avy eo amin’ny hazofijaliana, dia hinoanay.
Malagasy Bible 1865
Ny sasany novonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan'ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin'ny hazo fijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novonjeny ny sasany fa ny tenany dia tsy hainy vonjena. Mpanjakan’ny Israely Izy! Aoka hidina hiala amin’ny hazofijaliana Izy ankehitriny dia hino Azy izahay;
malagasy
Ny sasany novonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan'ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin'ny hazo fijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay;