Matthew 27:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
natoky an’Andriamanitra Izy! Aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany (Sal 22.8), satria hoy Izy: Zanak’Andriamanitra Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natoky an’Andriamanitra Izy, ka raha tia Azy Andriamanitra dia aoka hanafaka Azy ankehitriny, satria Zanak’Andriamanitra Aho, hoy ny filàzany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no itokiany; koa ankehitriny, raha tia Azy Andriamanitra, dia aoka hanafaka Azy, fa hoy Izy manko hoe: «Zanak’Andriamanitra Aho.»
Malagasy Bible 1865
natoky an'Andriamanitra Izy, aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany Izy (Sal. 22. 8), satria hoy Izy: Zanak'Andriamanitra Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
natoky an’Andriamanitra Izy! Aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany (Sal 22.8), satria hoy Izy: Zanak’Andriamanitra Aho.
malagasy
natoky an'Andriamanitra Izy, aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany Izy (Sal. 22. 8), satria hoy Izy: Zanak'Andriamanitra Aho.