Matthew 27:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboina Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandatsa Azy toy izany koa iretsy jiolahy roa izay niaraka nofantsihana taminy tamin’ny Hazofijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboina Taminy.
malagasy
Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin'ny hazo fijaliana.