Matthew 27:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia maizina ny tany manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia rakotry ny haizina ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’ny mitataovovonana dia nanomboka rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hatramin'ny ora fahenina ka hatramin'ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny ora fahenina ka hatramin’ny ora fahasivy dia maizina ny tany manontolo.
malagasy
Ary hatramin'ny ora fahenina ka hatramin'ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.