Matthew 27:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany tamin’izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nilaza hoe: Miantso an’i Elia Ilehio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandre izany ny sasany tamin’izay teo dia nanao hoe: «Miantso an’i Elia ilay ity»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany tamin’ireo olona nijanona teo, raha nandre izany, dia niteny hoe: –Miantso an’i Elià ny anao!
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an'i Elia Ilehio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany tamin’izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nilaza hoe: Miantso an’i Elia Ilehio.
malagasy
Ary ny sasany tamin'izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an'i Elia Ilehio.