Matthew 27:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa avy nanipy ny vola teo amin’ny tempoly izy dia lasa nandeha ka nananton-tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natsipiny tao anatin’ny Tempoly ny vola, ka lasa izy nanao tadimody nananton-tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady nanipy ny vola tao amin’ny Toeramasina i Jodasy no niala teo, ary dia lasa nananton-tena.
Malagasy Bible 1865
Ary nony natsipiny teo amin'ny tempoly ny vola, dia niala izy ka lasa nandeha, dia nanao tadimody ary nananton-tena, ka dia maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa avy nanipy ny vola teo amin’ny tempoly izy dia lasa nandeha ka nananton-tena.
malagasy
Ary nony natsipiny teo amin'ny tempoly ny vola, dia niala izy ka lasa nandeha, dia nanao tadimody ary nananton-tena, ka dia maty.