Matthew 27:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia indro ny efitra lamba tao amin’ny tempoly fa triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; nihorohoro koa ny tany ka nitresaka ny vatolampy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa nisasaka roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba teo amin’ny Tempoly; nihorohoro ny tany, nitresaka ny vatolampy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina fa nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Dia nihorohoro ny tany; nitresaka ny vatolampy;
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; dia nihorohoro ny tany, ka nitresaka ny vatolampy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia indro ny efitra lamba tao amin’ny tempoly fa triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; nihorohoro koa ny tany ka nitresaka ny vatolampy;
malagasy
Ary, indro, ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; dia nihorohoro ny tany, ka nitresaka ny vatolampy;