Matthew 27:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nisokatra ny fasana ka maro ny fatin’ny olona masina izay efa nodimandry no natsangana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisokatra ny fasana, ary betsaka ny fatin’ny olona masina efa nody mandry no nitsangana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nisokatra ny fasana ka maro ny olona anisan’ny vahoakan’Andriamanitra efa nodimandry no velona indray.
Malagasy Bible 1865
ary nisokatra ny fasana, ka maro ny fatin'ny olona masina izay efa nodi-mandry no natsangana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nisokatra ny fasana ka maro ny fatin’ny olona masina izay efa nodimandry no natsangana,
malagasy
ary nisokatra ny fasana, ka maro ny fatin'ny olona masina izay efa nodi-mandry no natsangana,