Matthew 27:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nivoaka avy tao amin’ny fasana ireny taorianan’ny nitsanganan’i Jesosy ka nankao amin’ny Tanàna Masina sady niseho tamin’ny olona maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony efa nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty i Jesoa dia nivoaka tamin’ny fasana izy ireo, ka niakatra tany an-tanàna masina ary niseho tamin’ny maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao am-pasana ireo olona ireo rehefa nitsangana velona i Jesoa ary niditra tao Jerosalema tanàna masina izy ireo, ka niseho tamin’olona maro.
Malagasy Bible 1865
ka nivoaka avy tao amin'ny fasana ireo taorian 'ny nitsanganan'i Jesosy, dia nankao amin'ny Tanàna Masina ka niseho tamin'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nivoaka avy tao amin’ny fasana ireny taorianan’ny nitsanganan’i Jesosy ka nankao amin’ny Tanàna Masina sady niseho tamin’ny olona maro.
malagasy
ka nivoaka avy tao amin'ny fasana ireo taorian'ny nitsanganan'i Jesosy, dia nankao amin'ny Tanàna Masina ka niseho tamin'ny maro.[Na:ary taorin',etc]