Matthew 27:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny kapiteny sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, raha nahita ny horohoron-tany mbamin’izay zava-niseho teo, dia raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay kapiteny sy ny fehiny niambina an’i Jesoa kosa nony nahita ny horohoron-tany mbamin’ny zavatra rehetra tonga teo, dia raiki-tahotra mafy ka nanao hoe: «Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ilay kapiteny sy ireo miaramila niambina an’i Jesoa niaraka taminy kosa, raha vao nahita ny horohorontany sy ny zava-nitranga, dia raiki-tahotra mafy sady loa-bolana hoe: –Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io!
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an'i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin'izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny kapiteny sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, raha nahita ny horohoron-tany mbamin’izay zava-niseho teo, dia raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io.
malagasy