Matthew 27:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra teny, dia ireo izay nanaraka an’i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy vehivavy maromaro koa nitazana teny lavidavitra teny, dia ireo izay nanaraka an’i Jesoa sy nanompo Azy hatrany Galilea:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vehivavy maro koa teo, nitazana avy teny lavidavitra teny: dia ireo niaraka tamin’i Jesoa hatrany Galilea ka nanampy Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an'i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra teny, dia ireo izay nanaraka an’i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy.
malagasy
Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an'i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy.