Matthew 27:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isan’ireny i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Jakoba, ary i Josesy sy ny renin’ny zanak’i Zebedio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
anisan’ireo i Maria Madelenina, sy i Maria renin’i Jakôba sy i Josefa, ary ny renin’i zanak’i Zebede.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anisan’ireo i Maria avy any Magdalà, sy i Maria renin-dry i Jakôba sy i Jôsefa mirahalahy, ary ny vadin’i Zebedeo.
Malagasy Bible 1865
Isan'ireny Maria Magdalena sy Maria, renin'i Jakoba sy Josesy, ary ny renin'ny zanak'i Zebedio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isan’ireny i Maria Magdalena sy i Maria, renin’i Jakoba, ary i Josesy sy ny renin’ny zanak’i Zebedio.
malagasy
Isan'ireny Maria Magdalena sy Maria, renin'i Jakoba sy Josesy, ary ny renin'ny zanak'i Zebedio.