Matthew 27:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva ny andro dia tonga ny lehilahy mpanankarena iray, avy any Arimatia, Josefa no anarany, ary izy koa dia mpianatr’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, dia nisy lehilahy manan-karena anankiray avy any Arimatia atao hoe Josefa, izay mpianatr’i Jesoa koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva ny andro, dia tonga ity lehilahy mpanankarena avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia; i Jôsefa no anarany ary mpianatr’i Jesoa ihany koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva ny andro, dia avy ny lehilahy manan-karena anankiray, avy any Arimatia, ny anarany atao hoe Josefa, ary izy koa dia mpianatr'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva ny andro dia tonga ny lehilahy mpanankarena iray, avy any Arimatia, Josefa no anarany, ary izy koa dia mpianatr’i Jesosy.
malagasy
Ary nony hariva ny andro, dia avy ny lehilahy manan-karena anankiray, avy any Arimatia, ny anarany atao hoe Josefa, ary izy koa dia mpianatr'i Jesosy.