Matthew 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehiben’ny mpisorona dia nandray ny vola ka niteny hoe: Tsy mety raha alatsaka ao amin’ny rakitry ny tempoly ity fa vidin-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’ny lohandohan’ny mpisorona ny vola ka hoy izy: Tsy azo alatsaka ao amin’ny rakitra masina izany, satria vidin-dra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo lohandoha-mpisorona kosa naka ny vola ary niteny hoe: –Tsy azo alatsaka amin’ny rakitry ny tempoly ireto vola ireto satria vidin-dra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona nandray ny vola ka nanao hoe: Tsy mety raha alatsaka ao amin'ny rakitry ny tempoly io, fa vidin-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehiben’ny mpisorona dia nandray ny vola ka niteny hoe: Tsy mety raha alatsaka ao amin’ny rakitry ny tempoly ity fa vidin-dra.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona nandray ny vola ka nanao hoe: Tsy mety raha alatsaka ao amin'ny rakitry ny tempoly io, fa vidin-drà.