Matthew 27:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Maria Madelenina, sy ilay Maria anankiray, dia teo ka nipetraka nanandrify ny fasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo i Maria avy any Magdalà sy ilay Maria anankiray hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana.
Malagasy Bible 1865
Ary tao Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray ka nipetraka tandrifin'ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa ka nipetraka tandrifin’ny fasana.
malagasy
Ary tao Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray ka nipetraka tandrifin'ny fasana.