Matthew 27:62 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’ny andro fiomanana dia nivory teo amin’i Pilato ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’iny izay andro fiomanana, dia nivory tany amin’i Pilaty ny lohandohan’ny mpisorona sy ny Farisianina
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny andro fiomanana amin’ny sabata iny, dia niara-nivory tany amin’i Pilato ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'ny andro fiomanana, dia nivory nankeo amin'i Pilato ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’ny andro fiomanana dia nivory teo amin’i Pilato ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo*
malagasy
Ary nony ampitson'ny andro fiomanana, dia nivory nankeo amin'i Pilato ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo